Entrée |
miolonolona
(olonolona (olona))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1]
|
Explications en anglais | To be a recluse, to separate one's self from company. [1.2]
|
| To separate oneself; to act distant or suspicious [1.7]
|
Explications en français | Se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8]
|
Exemples | Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
miolonolona |
Passé : |
niolonolona |
Futur : |
hiolonolona |
Impératif : |
miolonolòna |
|
|
Entrée |
miolonolòna
(olonolona (olona))
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miolonolona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|