| Entrée | 1 miongy | 
| Radical | 2 ongy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mihady [Bara]
 [1.78] 5 miasa tany, mamadika bainga [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   same as mitrongy. [1.2] | 
| Explications en français | 7   labourer [1.13] | 
| Exemples | 8   mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
[1.406#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 12 Economie: agriculture | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |