| Entrée (1/4) | 1 miorika | 
| Radical | 2 orika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [Tanala]
 [1.78] 5 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1] 6 miakatra mankany andoharano [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2] | 
| Explications en français | 8   Remonter le courant de l'eau, monter [1.3] 9 remonter le courant [1.13] | 
| Exemples | 10   ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao.
[2.48] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 5 combinaisons de ce mot | 
| Antonymes | 16 mivalana | 
| Analogues | 17 miakatra any irà | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/4) | 19 miorika | 
| Radical | 20 orika | 
| Partie du discours | 21 verbe actif | 
| Explications en français | 22   vomir [1.3] | 
| Vocabulaire | 23 Santé | 
| Entrée (3/4) | 24 miorika | 
| Radical | 25 orika | 
| Partie du discours | 26 nom | 
| Explications en malgache | 27   Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1] | 
| Entrée (4/4) | 28 miorika | 
| Partie du discours | 29 nom | 
| Explications en français | 30   minorant [1.13] | 
| Vocabulaire | 31 Mathématiques: algèbre | 
| Anagrammes | 32 marioky, 33 miokira, 34 miorika, 35 miraoky, 36 mirokia | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |