| Entrée | 1 mipelipelika | 
| Radical | 2 pelipelika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2] 6 to wag [1.7] | 
| Explications en français | 7   s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3] 8 s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8] | 
| Exemples | 9   Mipelipelika|mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe Mipelipelika|mipelipelika toy izany koa ny sambolay.
[2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 14 mipelika | 
| Analogues | 15 mihefikefika, mikofokofoka, mihavatravatra, mitrifantrifana | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |