| Entrée | 1 mipepo | 
| Radical | 2 pepo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be hollow [1.2] | 
| Exemples | 6   izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |