| Entrée | 1 mipoapoaka | 
| Radical | 2 poapoaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra.
[2.470] 5 ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |