|
|
|
|

Teny iditra1  mirakotra
Fototeny  2 rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be covered. [1.2]
6 to be covered, as a pot, as a person under a blanket, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être couvert, comme un pot, une personne sous une couverture [1.8]
Ohatra  8  ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka [2.131]
9  sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08