| Entrée | 1 miraona | 
| Radical | 2 raona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana (Rafanoharana) [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 8 amarino, 9 amirano, 10 amorina, 11 armonia, 12 mairona, 13 mañaroy, 14 manoira, 15 manoria, 16 maorina, 17 maroina, 18 mianora, 19 miraona, 20 moraina, 21 moriana, moriaña, 22 rano may | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |