|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mirary
Partie du discours  2  verbe actif ou adjectif
Radical  3  rary
Explications en malgache  4  [1.1] Vita rary: Rindra mirary ny tsihy
Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay
Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/4)9  mirary
Partie du discours  10  verbe actif
Radical  11  rary
Explications en malgache  12  [1.78] mangataka [Sihanaka]
13  [1.1] Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka
Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao.
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (3/4)19  mirary
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  [1.78] mandrara, misakana [Taisaka]

Entrée (4/4)22  mirary
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en malgache  24  [1.78] mamangy [Bara]

Anagrammes  25 mariry, 26 mirary, 27 mirira

Mis à jour le 2025/09/12