Entrée (1/2) | 1 miredona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 redona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Maneno miaraka: Miredona ny konseritra Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra |
Exemples |
5 [2.470] Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 10 Musique: (en général) 11 Son |
Entrée (2/2) | 12 miredòna |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miredona [Liste complète] |
Radical | 14 redona |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 Dorimena, 18 miredòna, miredona, 19 môderina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |