| Entrée | 1 miriadriatra | 
| Radical | 2 riadriatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |