Entrée | 1 miridiridy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ridiridy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra |
Exemples |
5 [2.470] Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 midiridiry, 11 miridiridy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |