| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mirodorodo | 
| Fototeny | 2rodorodo | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany? Miasa haingana, mirotoroto [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 9 midorodoro, 10 mirodorodo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |