| Entrée | 1 misafotofoto | 
| Radical | 2 safotofoto | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   also used for mifotofoto [1.2] 6 to be indisorder; to act in fury [1.7] | 
| Explications en français | 7   être embrouillé; agir en colère [1.8] | 
| Exemples | 8   Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary.
[2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 13 mifotofoto, mikorokoro, misaritaka, misavorovoro, mivorovoro, mikorokoro, mifotofoto, mikotikotika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |