|
|
|
|

Entrée (1/3)1  misalasala
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  salasala
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Explications en anglais  5  [1.7] to be in doubt, to hesitate
Explications en français  6  [1.8] être dans le doute, hésiter
Exemples  7  [2.499] Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Vocabulaire  12  Philosophie
Analogues  13  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entrée (2/3)14  misalasala
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] maniry soa [Taisaka]

Entrée (3/3)17  misalasalà
Partie du discours  18  impératif du verbe actif misalasala [Liste complète]
Radical  19  salasala
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22 misalasala, misalasalà

Mis à jour le 2025/09/13