| Entrée (1/2) | 1 misalovana | 
| Radical | 2 salovana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to go ahead of others; to interfere with other people's business [1.7] | 
| Explications en français | 6   se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [1.8] | 
| Exemples | 7   Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
[2.587#] 8 Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 13 mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 15 misalovàna | 
| Radical | 16 salovana | 
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif misalovana [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 18   [1.1] | 
| Explications en français | 19   [1.3] | 
| Anagrammes | 20 misalovàna, misalovana | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |