Entrée (1/2) | 1 misandratra andro |
Mots élémentaires | 2 misandratra, 3 andro |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1] |
Exemples |
6 misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
|
Vocabulaire | 7 Temps |
Entrée (2/2) | 8 Misandratra Andro |
Mots élémentaires | 9 misandratra andro |
Partie du discours | 10 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
11 Raoelina 12 Rajaobelina |
Anagrammes | 13 andro misandratra, 14 Misandratra Andro, misandratra andro |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |