| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 misaona | 
| Fototeny | 2saona | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to mourn the dead [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 être en deuil de [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 11volomisaona | 
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 13 misaonà | 
| Fototeny | 14saona | 
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaona [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
16 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
17 [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 18 amasony, 19 amisano, 20 masoina, 21 miosaña, 22 misaona, misaonà, 23 omasina, 24 samoina, 25 somaina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |