|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misarona
Fototeny  2 sarona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano.
5 Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have a lid on, to be covered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être couvert, se couvrir. [1.8]
Ohatra  8  Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  mibofoka, 14  mibonoka, 15  mifonoka, 16  mikobona, 17  mirakotra, 18  misakobona, 19  misalobona
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)22  misaròna
Fototeny  23 sarona
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  25 misarona, misaròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09