|
|
|
|

Entrée1  misaroro
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  saroro
Explications en malgache  4  [1.1] Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny
mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny
Explications en français  5  [1.3] cajoler, sonder, tromper adroitement
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10  misarory
Analogues  11  mangaroka, misafary

Mis à jour le 2025/09/12