| Entrée | 1 saroro | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1] | 
| Explications en français | 4   cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3] | 
| Exemples | 5   Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
[2.69#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 19 be saroro | 
| Autres orthographes | 20 sarory, sororo | 
| Synonymes | 21 safary | 
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |