| Entrée | 1 misesy | 
| Radical | 2 sesy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 9 an-kisesy, tsy miato, tsy an-kiato, tsy an-kijanona, sesilany, sesirivotra, sesimontotra, dodoria, tohokafo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |