Entrée |
misinda
(sinda)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1]
|
|
Entrée |
misinda
(sinda)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
misinda |
Passé : |
nisinda |
Futur : |
hisinda |
Impératif : |
misindà |
|
|
Entrée |
misindà
(sinda)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif misinda
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|