| Entrée | 1 misionera | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1] | 
| Exemples | 4   Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona.
[2.324] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |