|
|
|
|

Entrée1  misolo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  solo
Explications en malgache  4  [1.1] Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
Manova: Mbola misolo akanjo izy
Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika
Explications en anglais  5  [1.7] to be a substitute for
Explications en français  6  [1.3#623] être remplacé, compensé
Exemples  7  [2.472] Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra.
8  [1.320#] Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot misolo

Anagrammes  16 misolo, 17 mosoly

Mis à jour le 2025/09/12