| Explications en malgache | 4   Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
 Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
 Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1]
 5   miakatra, mitombo [1.13]
 
 |