| Entrée | 1 misondrovaka | 
| Radical | 2 sondrovaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |