| Entrée (1/2) | 1 misongadina | 
| Radical | 2 songadina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miavaka tsara, mivongady Voaenda-damba, miboridana [1.1] | 
| Exemples | 5   Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
[2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 10 mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina | 
| Entrée (2/2) | 11 misongadìna | 
| Radical | 12 songadina | 
| Partie du discours | 13 impératif du verbe actif misongadina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 14   [1.1] | 
| Explications en français | 15   [1.3] | 
| Anagrammes | 16 misangodìna, misangodina, 17 misongadìna, misongadina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |