|
|
|
|

Teny iditra1 mitakemotra
Fototeny  2takemotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra [1.2]
6 to shrink back in fear or shame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 reculer par honte, par crainte [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12