|
|
|
|

Teny iditra1 takemotra
Fototeny  2hemotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fiverenana tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra; hemotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de se recoquiller, de reculer par honte, par crainte [1.3]
6 (de hemotra : action de se recroqueviller, de se replier sur soi-même). Nom d'un sortilège supposé. On lui attribuerait l'état des malades qui se recroquevillent sur eux-mêmes, position caractéristique dans certaines schizophrénies, dont on ne comprenait pas l'origine. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  13 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19