| Entrée | 1 mitampify | 
| Radical | 2 tampify | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to press against a wall, etc. [1.2] 6 to press close [1.7] | 
| Explications en français | 7   se blottir contre [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |