| Entrée | 1 mitampina | 
| Radical | 2 tampina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be plugged, to be corked [1.7] | 
| Explications en français | 6   être bouché, obstrué [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 mitampim-bava | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |