|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitangazona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tangazona
Explications en malgache  4  [1.1] Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra
Exemples  5  [2.472] Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  mitangazòna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mitangazona [Liste complète]
Radical  12  tangazona
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 mitangazona, mitangazòna, 16 mitangozàna, mitangozana

Mis à jour le 2025/09/13