Entrée | 1 mitatatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tatatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe 5 [1.13] manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka |
Explications en anglais |
6 [1.7] to cut water-channels; to be ditched with water-channels |
Explications en français |
7 [1.8] creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles 8 [1.13] drainer |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 14 manatatra |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mitatatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |