Entrée | 1 mitombina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tombina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany 5 [1.13] tsara fototra ka marin-toerana |
Explications en français |
6 [1.13] stable |
Exemples |
7 [2.470] Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |