| Entrée | 1 mitombo | 
| Radical | 2 tombo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mihalehibe; mihamaro [Taisaka]
 [1.78] 5 Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to increase; to grow [1.7] | 
| Explications en français | 7   croître [1.8, 1.13] 8 augmenter [1.8] 9 pousser, grandir, se développer [1.13] | 
| Exemples | 10   mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. 
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 17 mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |