|
|
|
|

Entrée1  mitondra loha mody
Mots élémentaires  2  mitondra, 3  loha, 4  mody
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12