| Entrée | 1 mitono aina | 
| Mots élémentaires | 2 mitono, 3 aina | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] 7 to risk one's life [1.7] | 
| Explications en français | 8   risquer sa vie [1.8] | 
| Exemples | 9   Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324] | 
| Synonymes | 10 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |