| Entrée | 1 mitony | 
| Radical | 2 tony | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany? Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be calm, to be quieted [1.7] | 
| Explications en français | 6   être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée) se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727] 7 se calmer, s'apaiser [1.8] | 
| Exemples | 8   Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy
[2.472] 9 Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 14 mitony, 15 motiny | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |