| Entrée | 1 mitrikitriky | 
| Radical | 2 trikitriky | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Allégation | 4 5 6 7 | 
| Exemples | 8   Eny, ry Tovoson, ao ny vadin' ialahy mbola tsy novonoiko, mbola tsy notaperiko ny ainy, mbola tiako haseho an' ialahy farany ny taolany mitrikitriky, tahaka ny fitrikitrikin' ny taolan'ilay nalevin'ialahy velona fahiny.
[2.895#] | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |