| Entrée | 1 mitroatra | 
| Radical | 2 troatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to jump about; to be carried away by anger [1.7] | 
| Explications en français | 6   sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8] | 
| Exemples | 7   Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |