| Entrée | 1 mitsako dilana | 
| Mots élémentaires | 2 mitsako, 3 dilana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1] | 
| Synonymes | 6 mitsapodilana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |