| Entrée | 1 mitsapatsapaka | 
| Radical | 2 tsapatsapaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Allégation | 4 | 
| Exemples | 5   Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany.
[2.296#] 6 Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588#] | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |