| Entrée | 1 mitsatotsatoka | 
| Radical | 2 tsatotsatoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Allégation | 4 5 | 
| Exemples | 6   Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio.
[2.472#] 7 Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena. [2.499#] | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |