|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsimpona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsimpona
Explications en malgache  4  [1.1] Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala
Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)10  mitsimpòna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mitsimpona [Liste complète]
Radical  12  tsimpona
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 mitsimpòna, mitsimpona

Mis à jour le 2025/09/13