| Entrée | 1 mitsiratsiraka | 
| Radical | 2 tsiratsiraka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1] | 
| Explications en français | 5   avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 mitsiraka | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |