| Entrée | 1 mitsivatsivaka | 
| Radical | 2 tsivatsivaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo) [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |