| Entrée (1/2) | 1 mivady | 
| Radical | 2 vady | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   milely [Tambahoaka]
 [1.78] 5 Miray Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1] | 
| Explications en français | 6   Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3] 7 s'accoupler, se marier [1.13] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 varingarina tsy mivadi-pihodinana | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 14 mivady | 
| Radical | 15 vady | 
| Partie du discours | 16 verbe actif | 
| Explications en malgache | 17   Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1] | 
| Explications en français | 18   Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 grefy mivady | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |