| Entrée (1/3) | 1 mivaha | 
| Radical | 2 vaha | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1] | 
| Explications en français | 5   être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3] | 
| Exemples | 6   Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/3) | 12 mivaha | 
| Partie du discours | 13 verbe actif | 
| Explications en malgache | 14   mivaky, mamaky [Bara]
 [1.78] | 
| Entrée (3/3) | 15 mivahà | 
| Radical | 16 vaha | 
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mivaha [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 18   [1.1] | 
| Explications en français | 19   [1.3] | 
| Anagrammes | 20 mahavy, 21 mahiva, 22 mivaha, mivahà | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |