| Entrée | 1 mivalampatra | 
| Radical | 2 valampatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1] 5 matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   same as milampatra [1.2] | 
| Explications en français | 7   s'allonger, s'étendre [1.13] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |